accueil
Partitions Biographie Enregistrements Livre d'or
Découvrez chaque partition en cliquant sur le titre désiré :
  A mi-chemin Au Revoir Bonjour Caraïbe Ça ne fait rien Dada sy mama
Télécharger
la partition
au format PDF
 Cliquez ici
Dada sy mama (lire le format midi)
 
 
Ilay nahitako masoandro
Nikolokolo nahabe
Tsy mba sasatra isan’andro
Hatramin’ny sasak’alim-be

Tsy nikely aina i DADA
Tsy nitandro hasasarana
Nilofo mafy koa i Mama
Mba ahitanay fahasambarana

Ilay tsy sasatra nananatra
Mikaroka izay mahasoa
Mba ahatonga anay ho filamatra
Sy olom-banona tokoa

Na dia lasana aza ankehitriny
Reo sinibe manga roa
Ny anatranany fahiny
Dia raiketina ao am-po

Isaoranay ilay Nahary
Zay nampisy anareo
Fa raha tsy izany tsy mba hary
Izahay zanakareo

Martine

Dada sy Neny, na dia efa lasa any ankoatra aza, dia tsy hay hadinoana.
Nitaiza sy nanabe Sahirana tokoa nibaby sy nitrotro i Neny, I Dada kosa tsy mandry alina , tsy mahalala sasatra nitady vola hamelomana.
Tsaroako ny fitiavany volamena, nahari-po tokoa nitaiza, nanitsy nananatra, nanolotsaina sy fahendrena.
Sambatra ny manan-dray aman-dreny .

Georges
 
Demain Insomnie La blouse de madame La lisière des hommes La ronde des momes ou Alan et Mahé L'automne Lettre pour toi Lève toi L'oiseau Marcus Garvey Miroir Mon Afrique Mon pays Mon petit homme Natty Ne pleure pas O.k Orchidée Pourquoi t'es triste Rêve... Se tendre la main Séparation Si tu voulais Song for C Trano bongo Vendredi soir à Tana
   
 
  get adobe reader Ce logiciel vous permettra de lire le format PDF. Vous pouvez l'obtenir gratuitement en cliquant ici.
Copyright Rafaliarivo Raolison 2008. Tous Droits Réservés. Contact, informations droits d’auteur, cliquez ici.